- Alarobia 19 Aprily 2017
Politique.Lylison sy Andriamandavy VII Horoahina tsy ho loholona ?
Ny 2 mey izao no hiroso amin’ny fivoriana ara-potoana ny mpikambana eo anivon’ny antenimierandoholona. Mandritra io fotoana io no handinihina ny raharaha Lylison, izay efa 8 volana mahery no miery noho ny fanenjehan’ny fanjakana HVM azy.
Hamaky ny tohiny
