• Alakamisy 27 Aprily 2017
Politique.Rajaonarimampianina any Antsiranana Raikitra indray ny fitokanana zava-bita

Tontosaina anio 27 aprily any Antsiranana ny dinika politika iarahan’ny Vondrona Iraisam-pirenena sy ny fanjakana Malagasy, ka omaly dia efa tonga any an-toerana ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Aprily 2017
Politique.Marc Ravalomanana Mbola matanjaka any SAVA

Ny tany Antalaha faritra SAVA omaly no tena nahavory olona maro indrindra tamin’ny fitsidiham-paritra rehetra nataony tamin’ity taona ity i Marc Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Aprily 2017
Politique.Fitsipaham-pitokisana ny governemanta Raikitra sahady ny fizarana malety ?

Tsy tonga eny amin’ny antenimieram-pirenena akory ny resaka fitsipaham-pitokisana, dia efa mandeha sahady ny hevi-petsy hisakanana azy tsy ho tanteraka.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Aprily 2017
Politique.Raharaha Claudine Razaimamonjy Aoka halalaka ny fitsarana, hoy ny Amerikanina

Antenaina fa ho salama tsara Rtoa Claudine Razaimamonjy ary hitohy araka ny tokony ho izy sy araka ny lalàna velona eto Madagasikara ny fanadihadiana momba ny raharaha mahakasika azy ,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Aprily 2017
Politique.Fametrahana ny demokrasia Nofanina ny vehivavy

Vehivavy dimampolo mitarika sy mitantana orinasa na fikambanana eto amin’ny firenena no nomen’ny sampandraharahan’ny firenena mikambana misahana ny fampandrosoana (PNUD) fiofanana ahafahana mametraka tany mandry fahalemana sy hanjakan’ny demokrasia tetsy amin’ny Ibis Ankorondrano omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Aprily 2017
Politique.Fihaonana an-tampon’ny “Franc maçon” Atao eto Antananarivo amin’ny volana mey

Ny 24 ka hatramin’ny 27 mey izao dia i Madagasikara no handray ny andiany faha-15 amin’ny fihaonana an-tampon’ireo “Franc Maçon” na ny “Conférence mondiale des grandes loges régulières” .

Hamaky ny tohiny
FTT