Politique

Fametrahana ny demokrasia Nofanina ny vehivavy


  • Alarobia 26 Aprily 2017

Vehivavy dimampolo mitarika sy mitantana orinasa na fikambanana eto amin’ny firenena no nomen’ny sampandraharahan’ny firenena mikambana misahana ny fampandrosoana (PNUD) fiofanana ahafahana mametraka tany mandry fahalemana sy hanjakan’ny demokrasia tetsy amin’ny Ibis Ankorondrano omaly.

 Singa iray tsy azo tsinontsinoavina amin’ny fametrahana ny filaminana politika eto amin’ny firenena sy fandriampahalemana ary demokrasia ireo vehivavy mpitarika (Leader), raha ny fanazavana, ka ilaina ny manome fiofanana azy ireo amin’ny alalan’ny atrikasa toy itony.

Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Vita ny
  • Talata 03 Novambra 2026

fanomanana ny Fikaonandoham-pirenena

  • FENO HERINTAONA
  • Talata 03 Novambra 2026

NY FANAVAOZANA

  • Lisi-pifidianana
  • Talata 03 Novambra 2026

Azo ampiasaina

  • Vovonana
  • Talata 03 Novambra 2026

‘Lay FAR

  • Dr Pierre
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Michel Ralaivelo

  • FIKAMBANANA
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

BANDEAU ROUGE

Hijery ny tohiny
FTT