- Alarobia 26 Aprily 2017
Politique.Governemanta Solonandrasana Ho avy ny fitsipaham-pitokisana…
Mitombo hatrany ny fanenjehana mahazo ny fitondrana HVM amin’izao fotoana. Ny eo tsy milamina, ny eo misosoka ihany noho ny laza ratsin’ny fitondrana Rajaonarimampianina. Ireo mahazo tombontsoa manokana sisa no mitapikitra aminy.
Hamaky ny tohiny
