• Talata 02 Mey 2017
Politique.Ampanjaka eto Madagasikara « Tsaraina sy saziana ireo mpitondra meloka »

Manameloka ny tsy fanajana ny fahamarinana sy ny tany tan-dalàna ny Fiombonamben’ny Ampanjaka eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 29 Aprily 2017
Politique.PM Solonandrasana Olivier Hotorian’ny DFP

Nipoitra indray ry zareo avy eo anivon’ny dinika fanavotam-pirenena (DFP), tamin’ny alalan’ny filohany Tolojanahary Maharavo (Doudou) , teny amin’ny fonenany eny Ambohipo omaly,

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 29 Aprily 2017
Politique.Rafitra Malagasy Manome vahana ny antokom-pitondrana

Ny rafi-pitantanana eto Madagasikara mihitsy no tsy mety, hoy ny filoha nasionalin’ny antoko Teza.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 29 Aprily 2017
Politique.Jean Max Rakotomamonjy sy ny UA Niresaka momba ny zon’olombelona

Noraisin’ny Filohan’ny Antenimieram-pirenena Jean Max Rakotomamonjy tao amin’ny efitrano fiasany eny amin’ny Lapan’i Tsimbazaza ny solontena maharitry ny Vondrona Afrikanina (UA),

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 29 Aprily 2017
Politique.Raraharaha Claudine Razaimamonjy Misy sendika mamono afo ?

Mandeha ny resaka fa misy amin’ireo sendika milaza ho mijoro hiady amin’ny tokony hampanjakana ny tany tan-dalàna sy ny tokony hanohizana ny raharaha Claudine Razaimamonjy no efa mafana fo satria efa nandray volabe avy amin’ny fanjakana HVM.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Aprily 2017
Politique.Marc Ravalomanana Lotoina vao mainka mamiratra

Maro amin’ireo mpifanandrina ara-politika no miezaka mandoto sy manaratsy an’i Marc Ravalomanana satria tsy mbola nisy nahavita ny vitany aloha hatreto raha samy mpitondra teto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
FTT