• Sabotsy 10 Jona 2017
Politique.Depiote Rastany Nanampy ireo traboina teny Manjakamiadana

Noho ny fangatahan’ireo traboina rava sy simba trano noho ny fandalovan’ny rivodoza Enawo farany teo, teny amin’ny fokontanin’i Manjakamiadana eny “La haute ville”,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 09 Jona 2017
Politique.Hery Rajaonarimampianina Tany Zambia indray no nitady vola

Fotoana fohy taorian'ny nahatongavan’ny filohan’ny Repoblika Malagasy Hery Rajaonarimampianina tao Lusaka ny 7 jona, dia noraisin’ny filoha Zambianina Edgar Lungu izy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 09 Jona 2017
Politique.Fitsinjaram-pahefana Ilaina havaozina ny lalàna tamin’ny taona 1960

Lasa tsy mpanara-dalàna avokoa ny ben’ny tanàna noho ny tsy fananana «valeurs fiduciaires» mazava tsara eo anivon’ny «Imprimerie nationale», hoy ny filohan’ny AMGVM (Association des Maires des Grandes Villes de Madagascar) Razanakolona Raoul.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 09 Jona 2017
Politique.CENI Tokony hofoanana, hoy ny CRAM

Ilaina harovana tsara ireo dingana fanomanana ny fifidianana manoloana ny fitanilana, ny hosoka na koa ny kajikajy avy amin’ny mpitondra fanjakana, hoy ny CRAM (Cercle de Réflexion pour l’Avenir de Madagascar).

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 09 Jona 2017
Politique.Kaominina ambonivohitra Toamasina Misy mpiasa iray tena mampitaraina ny maro

Misy mpiasa iray tena mampitaraina ny maro tokoa eo anivon’ny kaominina ambonivohitr’i Toamasina amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Jona 2017
Politique.Antenimiera 2 tonta Tsy misy ilana azy intsony ?

Tsy misy mandeha amin’ny laoniny intsony eto amin’ny firenena amin’izao fotoana izao, izay mbola porofon’ny tsy fahazakan’ny HVM ny fitondrana saingy minia mitapikitra toy ny dinta eo amin’ny seza ihany ny fanjakana tarihin-dRajaonarimampianina.

Hamaky ny tohiny
FTT