• Alakamisy 08 Jona 2017
Politique.Fifidianana eto Madagasikara Laharana voalohany amin’ny kolikoly

Miisa 11 ireo sehatra anjakan’ny kolikoly eto Madagasikara, araka ny angon-kevitra nataon’ny firaisamonim-pirenena manerana ny nosy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Jona 2017
Politique.Lapan’i Mahazoarivo Nandray ny iraky ny OIF ny Praiministra

Nandray ny delegasion’ny DAPG na ny « Direction des Affaires Politiques et Gouvernance démocratique » avy amin’ny Oif na « organisation Internationale de la Francophonie » notarihan’Atoa Tadjoudine ALI-DIABACTE,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Jona 2017
Politique.Manantsoa Victor Mbola maro ny “Claudine” eto Madagasikara

Tsy i Claudine A&C ihany no Claudine eto Madagasikara fa mbola maro, hoy i Manantsoa Victor tamin’ny mpanao gazety.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Jona 2017
Politique.Fanovana ny lalàmpanorenana Takian’ny ankamaroan’ny mpanao politika

Ny filoham-pirenena sisa andrasana, hoy ny mpanao politika miara-dia amin’ny filoha teo aloha Zafy Albert,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Jona 2017
Politique.Firaisankina fanavotam-pirenena « Ny toekarena tsy voafehy no olana eto ! »

Aoka izay fa mila miara-mientana hanavotana ny firenena isika, hoy ry zareo avy eo anivon’ny vovonana politika Firaisankina Fanavotam-Pirenena (FFP) ny sabotsy teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Jona 2017
Politique.Alain Ramaroson Hiakatra fitsarana anio

Hiakatra fitsarana anio talata 6 jona i Alain Ramaroson raha tsy misy ny fiovana. Tsiahivina fa efa mananika ny 10 volana izao no nampidirana am-ponja azy eny Antanimora.

Hamaky ny tohiny
FTT