- Alatsinainy 12 Jona 2017
Politique.PM Solonandrasana Mahafaly “Hotohizana hatrany ny fiaraha-miasa amin’i Rosia”
Niarahaba ny vahoakan’ny Federasiona Rosiana sy ny filohany Vladimir Poutine, noho ny fanamarihany ny tsingerin-taona niforonany, tamin’ny alalan’ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina, ny zoma teo teny amin’ny tranon’ny masoivoho Rosiana Ivandry, ny praiminisitra Malagasy Mahafaly Solonandrasana Olivier.
Hamaky ny tohiny
