• Talata 06 Jona 2017
Politique.Manantsoa Victor Mbola maro ny “Claudine” eto Madagasikara

Tsy i Claudine A&C ihany no Claudine eto Madagasikara fa mbola maro, hoy i Manantsoa Victor tamin’ny mpanao gazety. Mbola io mpanolotsain’ny filoham-pirenena io ihany aloha no tratra hatreto koa isaorana 100 % ny birao mahaleotena iadiana amin’ny kolikoly.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 03 Jona 2017
Politique.Fitantanana ny firenena Tsy zakan’ny Filoha intsony

Nanomboka nafana indray ny toe-draharaha politika eto amin’ny firenena tamin’ny volana mey ka mandrak’ankehitriny, mitombo ny fitakiana sendikaly, ny fitokonana, ny fifandirana raha tsy ilaza fotsiny ny an’ny mpitsara sy ny mpandraharahan’ny fonja noho ny raharaha Manakara isika, eo hany koa ny olana amin’ny zandarimariam-pirenena sy ny fitsarana any Toamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 03 Jona 2017
Politique.Madagasikara-Alemaina Hamafisiana ny fiaraha-miasa

Miezaka manafy orina sy mampitombo ny fiaraha-miasa amin’ny fanjakana Alemana ny fanjakana Malagasy tarihin’ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina. Fanamby hapetraka amin’izany ny hampiroboroboana ny toekarena, mba hampiakarana ny fari-piainanan’ny vahoaka.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 03 Jona 2017
Politique.Lalàmpanorenana ankehitriny Tsy hahavaha ny fitsaram-bahoaka, hoy Rakotovazaha

Isan’ny tazana tetsy amin’ny tafa voalohany nataon’ny antoko MFM tamin’ity taona ity tetsy amin’ny Carlton Anosy omaly ny sekretera jeneralin’ny antoko no sady loholon’i Madagasikara, Olivier Rakotovazaha.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 03 Jona 2017
Politique.Antoko MFM Mila ovaina ny lalàmpanorenana

Manainga ny filohampirenena sy ny antenimierandoholona ary ny antenimierampirenena ny antoko Mpitolona ho an’ny fandrosoan’I Madagasikara (MFM) mba hanao fanitsiana ny lalàmpanorenana misy ka hanaovana fitsapan-kevi-bahoaka amin’ity taona ity,

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 03 Jona 2017
Politique.Fiainam-pirenena Ahiana ny hisian’ny korontana

Nanapa-kevitra ny hijoro handray andraikitra hanavotra ny firenena manoloana ny toe-javatra misy ankehitriny eto Madagasikara ny OHT (Olona Hasin’ny Tany).

Hamaky ny tohiny
FTT