• Sabotsy 17 Jona 2017
Politique.Leader Fanilo mpanohitra Miantso ny vahoaka hitroatra

Nampahafantarin’ny antoko Leader Fanilo elatra Rabesa Zafera Antoine tetsy Antaninandro omaly fa nanapa-kevitra ny hiditra ao anatin’ilay

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Jona 2017
Politique.Claudine Razaimamonjy Nafindra eny Manjakandriana

Tsy ao amin’ny fonjaben’Antanimora intsony i Claudine Razaimamonjy fa nafindra toerana. Omaly tamin’ny 1ora sy sasany tolakandro teo no niala teny an-toerana ary nentina any Manjakandriana ny tenany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Jona 2017
Politique.Hery Rajaonarimampianina Efa ailik’ireo firenen-dehibe

Tsy afaka nihaona tamin’ireo filoham-panjakana Frantsay sy Alemana ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina nandritra ny fitsidihana nataony tany Eoropa farany teo na dia re tsiliantsofina ihany aza fa efa niezaka mafy ny hanao izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Jona 2017
Politique.Depiote Andriamasimanana Aureline Nanolotra « appareil echographique » ho an’Ambatondrazaka

Nanolotra fitaovana fitiliana « appareil echographique » sy ireo kojakoja madinika miaraka aminy toy ny solosaina izay amoahana avy hatrany ny vokatry ny fitiliana, ny ranom-panafody ho an'ny hopitaly ao amin’ny distrikan'Ambatondrazaka, ny sabotsy 10 jona teo,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Jona 2017
Politique.Force de changement Hampihetsi-bahoaka amin’izay

Henontsika ireny vavan’ny avy eo anivon’ny HVM ireny fa tsy mila fiaraha-mitantana, hono, izy ireo, hoy ny avy eo anivon’ilay vovonana politika Force de changement, raha nanohy ny fivoriany tetsy amin’ny AKFM Andravoahangy omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Jona 2017
Politique.Olona Hasin’ny Tany Hijoro hanavotra ny firenena

Manoloana ny toe-javatra misy eto amin’ny firenena ankehitriny dia mijoro ny fikambanana Olona Hasin’ny Tany (OHT) ary milaza fa handray andraikitra amin’ny fanavotana ny firenena.

Hamaky ny tohiny
FTT