Politique

Force de changement Hampihetsi-bahoaka amin’izay


  • Alarobia 14 Jona 2017

Henontsika ireny vavan’ny avy eo anivon’ny HVM ireny fa tsy mila fiaraha-mitantana, hono, izy ireo, hoy ny avy eo anivon’ilay vovonana politika Force de changement, raha nanohy ny fivoriany tetsy amin’ny AKFM Andravoahangy omaly.

 

Mbola mamerina ny efa voambara izahay anefa, hoy izy ireo, fa tsy mety intsony ny hitantanan’ny filoha ankehitriny sy ny antokony samirery izao firenena izao. Noho izany ary dia nanapa-kevitra ity vovonana ity fa hikarakara fihetseham-bahoaka manerana ny faritra amin’izay ato ho ato. Tsy mbola namaritra anefa izy ireo na fihetsehana manao ahoana sy rahoviana fa efa mandeha, hoy ny fanazavana, ny fandaminana manerana ireo faritra 22.

Mirija


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Vita ny
  • Talata 03 Novambra 2026

fanomanana ny Fikaonandoham-pirenena

  • FENO HERINTAONA
  • Talata 03 Novambra 2026

NY FANAVAOZANA

  • Lisi-pifidianana
  • Talata 03 Novambra 2026

Azo ampiasaina

  • Vovonana
  • Talata 03 Novambra 2026

‘Lay FAR

  • Dr Pierre
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Michel Ralaivelo

  • FIKAMBANANA
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

BANDEAU ROUGE

Hijery ny tohiny
FTT