• Alarobia 21 Jona 2017
Politique.Afera maizina sy kolikoly Potehan’ny HVM ny firenena

Efa-bolana lasa izay, izany hoe ny 21 febroary 2017 no namoahana teto ny lahatsoratra nitondra ny lohateny hoe :”Fitondran’ny HVM, fanjakan-jiolahy”.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Jona 2017
Politique.Antenieram-pirenena Tsimbazaza Volavolan-dalàna 2 hahazoana misambo-bola no lany

Solombavambahoakan’i Madagasikara niisa 37, omaly talata 20 jona, no nandany tsy nisy nitsipaka ireo volavolan-dalàna manome alalana ny

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Jona 2017
Politique.Olom-pirenena ankehitriny Te hampandini-tena mpitondra, hoy ny VAMI

Te hampandini-tena ny mpitondra ankehitriny ireo olom-pirenena tsy manangan-tsaina, hoy ny sekretera jeneralin’ny antoko VAMI (VAhoaka MIray),

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Jona 2017
Politique.Antoko TIM Manentana ireo mpikambana ifotony

Mihetsiketsika fatratra ny sampana antoko TIM manerana ny nosy amin’ny fanentanana ny mpikambana ao aminy ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Jona 2017
Politique.Governemanta Mikaon-doha any Toliara

Tonga tao Toliara ny tolakandron’ny alatsinainy 19 jona 2017 ny Praiminisitra lehiben’ny Governemanta Mahafaly Solonandrasana Olivier sy ireo mpikambana ao amin’ny governemanta hanatrika ny filankevitry ny minisitra mitety faritra andiany fahatelo izay tarihin’ny Filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina hatao rahampitso alarobia 21 jona.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Jona 2017
Politique.Fanjakana Malagasy Miantehitra ara-bola amin’ny tsy miankina

Hampiantrano ny fikaonandohan’ny fanjakana sy ny sehatra tsy miankina momba ny kalitao avo lentan’ny fotodrafitrasa iarahana amin’ny governemanta japoney i Madagasikara ny 24 jolay 2017.

Hamaky ny tohiny
FTT