- Alatsinainy 19 Jona 2017
Politique.Antoko HVM Diso mahatoky tena loatra
Natao tany Toliara ny 16-17 jona teo ny fihaonambem-paritry ny ny antoko HVM, izay nireharehan’ny mpitondra fatratra fa tena matanjaka izy ireo.
Hamaky ny tohinyNatao tany Toliara ny 16-17 jona teo ny fihaonambem-paritry ny ny antoko HVM, izay nireharehan’ny mpitondra fatratra fa tena matanjaka izy ireo.
Hamaky ny tohinyManizingizina ny fikambanana « Ny firaisankina ho fahombiazan’ny Tolona » izay nihaona tamin’ny mpanao gazety teny Ambodirano Ivato ny sabotsy lasa teo fa hetsi-bahoaka lehibe ihany sisa no vahaolana hampahafantarana amin’ny mpitondra sy izao tontolo izao ny ngidin’ny fahasahiranana mianjady amin’ny Malagasy.
Hamaky ny tohinySamy resy lahatra ny filoha Afrikanina tatsimo Jacob Zuma sy ny filoha Malagasy Hery Rajaonarimampianina fa manana anjara toerana goavana amin’ny fampandrosoana ny firenena ny sehatra tsy miankina.
Hamaky ny tohinyTsy lasa intsony izao ary tsy hiandry ho faty ny vahoaka Malagasy vao hihetsika, hoy ny mpahay fifandraisana iraisam-pirenena Radanoara Julien.
Hamaky ny tohinyNy fitondrana ankapobeny mihitsy no tsy misy ilana azy intsony ary tsy mamaly ny filan’ny vahoaka, fa ny vahiny no harovana eto, hoy ny solombavambahoaka voafidy tany Ikongo,
Hamaky ny tohinyTe hampandini-tena ny mpitondra ankehitriny ireo olom-pirenena tsy manangan-tsaina, hoy ny sekretera jeneralin’ny antoko VAMI (VAhoaka MIray), Gaby Vakiniadiana, raha naneho ny heviny mikasika ny antony mahavitsy ireo sainam-pirenena mitsangana isan-tokantrano amin’izao fotoana.
Hamaky ny tohiny