• Zoma 23 Jona 2017
Politique.Depiote Randrianarisoa Stanislas Nanampy ny Lycée St Etienne Ambanidia

Ao anatin’ny fanamarihan’ny lisea tsy miankina Md Etienne etsy Ambanidia ny faha-55 taona niorenany, 1962-2017,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Jona 2017
Politique.Hery Rajaonarimampianina Hampiesona any Imerintsiatosika indray ?

Manaitra ny mponina ny fiomankomanana any Imerintsiatosika efa ho andro vitsivitsy izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Jona 2017
Politique.Faneva Raholdina Fieken-keloka sy Famelan-keloka vao fampihavanana

Nandamoka ny fampihavanana ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana sy ny filohan’ny tetezamita Andry Rajoelina nokasaina hotanterahina,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Jona 2017
Politique.Antoko MFM Ny fokontany no mila ampiasana ny FDL

Taorian’ny fanoloran’ny antoko MFM (Mitolona ho an’ny Fampandrosoana an’i Madagasikara) soso-kevitra ny amin’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Jona 2017
Politique.Marc Ravalomanana mivady Miatrika fivoriana any Canada

Niatrika ny fanokafana ny fivoriamben’ny Metropolis na ireo tanàn-dehibe manerana izao tontolo izao sy ny AIMF (Association Internationale de Maires Francophone)

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Jona 2017
Politique.Governemanta Mikaondoha any Toliara

Ny tolakandron’ny alatsinainy 19 jona 2017 no efa tany Toliara ny praiminisitra lehiben’ny governemanta Mahafaly Solonandrasana Olivier sy ireo mpikambana ao amin’ny governemanta hanatrika ny filankevitry ny minisitra mitety faritra andiany fahatelo tarihin’ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina hatao anio alarobia 21 jona.

Hamaky ny tohiny
FTT