• Sabotsy 24 Jona 2017
Politique.Matso sy lanonana eny Iavoloha Tsy ho avy ireo filoha 4 ?

Roa andro tsy hahatongavan’ny lanonana ofisialy hanamarihana ny fetim-pirenena ny 26 jona hisian’ny Matso eny Mahamasina sy ny fisakafoanana lehibe eny Iavoloha, dia tsy fantatra mazava ny pitsopitsony.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 24 Jona 2017
Politique.Depiote Randrianarisoa Stanislas Miara-miasa amin’ny finoana samihafa

Hafakely raha samy fanoloran-javatra nentina nankalazana ny fetin’ny Asaramanitra 2017 no nataon’ny Depiote Randrianarisoa Stanislas voafidy tao amin’ny Boriborintany faharoa eo Antananarivo Renivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Jona 2017
Politique.Pierrot Rajaonarivelo Miantso fitoniana

Nanohana ny filoha Rajaonarimampianina hatrany ny MDM (Mouvement pour la Démocratie à Madagascar) nanomboka ny fihodinana faharoan’ny fifidianana filoham-pirenena tamin’ny 2013

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Jona 2017
Politique.Dada sy Neny Vonona hanarina firenena

Hankalaza ny faha-15 taonany ny antoko TIM ny 8 jolay ho avy izao. Mialoha ny hanaovana izany sy hanamarihana ny fetim-pirenena dia niatrika ny fivorian’ny fikambanan’ny Ben’ny tanàna miteny amin’ny ampahany na manontolo

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Jona 2017
Politique.Force de changement Hamory vahoaka anio

Nanao antso avo tamin’ny alalan’ny ireo tanora mpikambana ao aminy tetsy amin’ny foiben’ny antoko AKFM etsy Andravoahangy ho an’ny vahoaka malagasy omaly ny vovonana politika Force de changement taorian’ireo fivoriana samihafa natao hanomanana ilay fihetseham-bahoaka

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Jona 2017
Politique.Fanjakana sy ny sendikan’ny mpitsara Tsy mbola milamina

Hiitatra any andafin’ny riaka ny akon’ny fitakian’ny Sendikan’ny Mpitsara eto Madagasikara (SMM) noho ny teritery isan-karazany ataon’ny manampahefana amin’ny asan’ny mpitsara Malagasy.

Hamaky ny tohiny
FTT