Politique

Antoko MFM Ny fokontany no mila ampiasana ny FDL


  • Alarobia 21 Jona 2017

Taorian’ny fanoloran’ny antoko MFM (Mitolona ho an’ny Fampandrosoana an’i Madagasikara) soso-kevitra ny amin’ny

tokony hamadihana ny fokontany ho vondrom-bahoaka itsinjaram-pahefana dia efa mandeha eny anivon’ny antenimieram-pirenena amin’izao fotoana, hoy ny sekretera jeneralin’ny antoko, Olivier Rakotovazaha ny adihevitra mikasika azy iny. Nisy loholona ihany koa niteny fa tsy misy hatahorana ny fanatanterahana azy io satria mamaly ny hetahetan’ny vahoaka. Fotoana izao, hoy izy, ampiasana ny tetibolam-panjakana ho amin’ny fampandrosoana (FDL) ho eny anivon’ireo fokontany amin’izay satria rehefa mivadika ho vondrom-bahoaka itsinjaram-pahefana ny fokontany dia izay no hitranga.

Mirija


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Dr Pierre
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Michel Ralaivelo

  • FIKAMBANANA
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

BANDEAU ROUGE

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien Aimé
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

Hijery ny tohiny
FTT