- Zoma 30 Jona 2017
Politique.Fifidianana 2018 Velon’ahiahy ireo mpanao politika
Efa tsy afa-po amin’ny fitantanan’ny “Hery Vaovao ho an’i Madagasikara” ny firenena intsony ny ampahany betsaka amin’ny vahoaka Malagasy.
Hamaky ny tohinyEfa tsy afa-po amin’ny fitantanan’ny “Hery Vaovao ho an’i Madagasikara” ny firenena intsony ny ampahany betsaka amin’ny vahoaka Malagasy.
Hamaky ny tohinyResaka mandeha any an-dapa amin’izao fotoana ny fanovana ny mpikamban’ny governemanta tsy ho ela, ka voaresaka ny tsy maintsy hanalana ny praiminisitra Mahafaly Solonandrasana Olivier.
Hamaky ny tohinyNialoha ny fanamarihana ny fetin’ny Asaramanitra ny 26 jona teo, dia namory ireo mpitarika ny FOKOTIM 31 mandrafitra ny Boriborintany faha-6 eto Antananarivo Renivohitra sy ireo
Hamaky ny tohinyAntomotra ny 8 jolay, fotoana hanatanterahan’ny Tiako I Madagasikara (TIM) ny fihaonambe hanamarihana ny faha-15 taona nijoroan’ity antoko naorin’i Marc Ravalomanana ity.
Hamaky ny tohinyNifamotoana tamin’ny fianakaviamben’ny antoko politika indray ny CENI (Commission Electorale Nationale Indépendante) teny amin’ny foiben-toerany Alarobia, omaly.
Hamaky ny tohinyNaneho hevitra mikasika ny fahitany ny raharaham-pirenena ankehitriny, indrindra ny mety ho tohin’ny tantaram-pirenena taorian’ny fankalazana ny faha-57
Hamaky ny tohiny