• Sabotsy 15 Jolay 2017
Politique.Mirediredy indray Rajaonarimampianina “Horakofako herinaratra i Madagasikara”

Efa nolazaiko taminareo ary nanaovako fanamby goavana ny handrakofana herinaratra ny an-tanàn-dehibe ka hatrany ambanivohitra, ka hanana jiro ny isan-tokantrano,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Jolay 2017
Politique.Marc Ravalomanana “Tsy matahotra fisamborana aho”

“Roso ny dia, tsa mipody intsony !”. Tapa-kevitra Atoa Marc Ravalomanana fa hijoro hanavotra ny firenena sy hamaky ary hanampy ny Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Jolay 2017
Politique.Firenena mikambana Tsy manaiky fanilihana kandida amin’ny 2018

Hentitra ny fanambaran’ny Firenena mikambana tamin’ny alalan’ny solontena maharitry ny PNUD Violet Kakyomya omaly mikasika ny hanatanterahana fifidianana eto Madagasikara amin’ny taona 2018.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Jolay 2017
Politique.Fihaonan’ny mpanohitra Hafahafa be ihany

Notontosaina omaly tetsy amin’ny Arrupe Faravohitra ny Fikaonandohan’ireo lohandohan’ny mpanohitra na Forum des leaders de l’opposition.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Jolay 2017
Politique.Toavina Ralambomahay Mila ovàna ny lalàmpanorenana

Adihevitry ny antoko politika amin’izao fotoana ny fikitihana na fanovana ny lalàmpanorenana nofidiana tamin’ny karinem-pokontany ny taona 2010, hoy ny mpanoratra ara-politika Toavina Ralambomahay.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Jolay 2017
Politique.Dinika ho fanavotam-pirenena “Tsy mety aminay ilay mivondrona.”

Tsy mitondra mankaiza ny fivondronan’ireo mpanohitra, hoy ny filohan’ny Dinika ho Fanavotam-pirenena (DFP), Tolojanahary Maharavo (Doudou),

Hamaky ny tohiny
FTT