- Alarobia 19 Jolay 2017
Politique.Hery Rajaonarimampianina Nisy Frantsay saika hamono ?
Re avy amina loharanom-baovao iray fa nisy ny fikasana hamono ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina, tsy ela akory izay ka mersenera vahiny, teratany Frantsay manana fiaviana Alzerianina no nikotrika azy.
Hamaky ny tohiny
