• Alakamisy 03 Aogositra 2017
Politique.Kongresim-paritry ny TIM Tanterahina any Manakara anio

Tanterahina anio 3 aogositra ao Manakara ny Kongresim-paritra ny Antoko Tiako I Madagasikara ho an’ny faritra Atsimo Atsinanana sy Vatovavy Fitovinany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Aogositra 2017
Politique.Birao politikan’ny Antoko TIM Nampionona fianakaviana Tsiandopy Jacky

Tonga namangy sy nitondra teny fampiononana ny fianakavian’i Tsiandopy Jacky Mahafaly teny Ivato ny birao foiben’ny antoko Tiako I Madagasikara, ny talata hariva teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Aogositra 2017
Politique.Faha-15 taonan’ny TIM Nankalaza ny azy ny Faritra Atsimo Andrefana

Nahemotra noho ny antony efa fantatra ny fankalazana ny faha-15 taonan’ny antoko TIM tao Antananarivo misy ny birao foibeny.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Aogositra 2017
Politique.Fifidianana ahemotra amin’ny 2020 Mila fitsapan-kevi-bahoaka, hoy i Gaby Vakiniadiana

Naneho ny heviny mikasika ilay resabe mandeha momba ny fanalavam-potoana kasain’ny filoha Hery Rajaonarimampianina hatao Atoa Gaby Vakiniadiana omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Aogositra 2017
Politique.Raharinirina Jacques Aimé Tsy vonon-kihavana ny fanjakana

Toa tsy misy mpihaino na antso an’efitra ny fanehoan-kevitry ny mpitondra momba ny raharaham-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 01 Aogositra 2017
Politique.Didy jadon’ny fanjakana Mampitandrina ny SeFaFi

Nataon’ny fitondrana fialan-tsiny ny fankalazana ny faha 57 taona niverenan’ny fahaleovantena mba hanakanana izay fihetsiketsehana an-dalam-be manana endrika politika rehetra nandritra ny volana jona,

Hamaky ny tohiny
FTT