• Alakamisy 24 Aogositra 2017
Politique.Hetsiky ny mpanohitra Nolavina ny fangatahana fampiatoana didy

Nolavin’ny fitsarana misahana ny ady amin’ny fanjakana etsy

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Aogositra 2017
Politique.Marc Ravalomanana “Tsy voafehy ny filaminana raha mbola mahantra ny olona”

Tany Ambanja indray omaly Andriamatoa Marc Ravalomanana, nijery ny zava-misy ka voalohany hita

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Aogositra 2017
Politique.Vonon-kiady amin’ny HVM Manetsika ny olony Rajoelina

Miketrika sy manomana ny ho avy politikany, indrindra ny fifidianana 2018 i Andry Rajoelina, ka mety tsy hipetra-potsiny intsony na eo aza ny antsojay politika efa nahazo sy mbola mety hahazo azy sy ny ekipany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Aogositra 2017
Politique.Hetsiky ny « Herin’ny Fanovana » Mifanilika andraikitra ny prefektiora sy ny zandary

Azo lazaina ho tratry ny vela-pandrik’ilay vovonana politika Herin’ny fanovana indray ihany koa ny fitondrana Rajaonarimampianina omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Aogositra 2017
Politique.Fidinana an-dalambe Tsy tokony hakana alalana, hoy ny Aro Riaka

Efa tamin’ny taona 2015 izahay ato amin’ny Aro riaka, hoy ny filohany, Odon Grégoire Rakotonirina, no nilaza fa tsy misy fahafahana eto na hiteny na haneho hevitra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Aogositra 2017
Politique.Marc Ravalomanana Tena tian’ny olona any Avaratra

Mbola tena mamy hoditra amin’ny mponina amin’iny tapany avaratry ny nosy iny Andriamatoa Marc Ravalomanana, raha ny hita tao Antsiranana nandritra ny 4 andro sy ny zava-nitranga.

Hamaky ny tohiny
FTT