- Alatsinainy 28 Aogositra 2017
Politique.Hery Rajaonarimampianina Manambitamby ny FLM ihany koa
Notontosaina tany amin’ny Toby Farihimena any Antsirabe ny faran’ny herinandro teo ny asam-pifohazana lehibe.
Hamaky ny tohinyNotontosaina tany amin’ny Toby Farihimena any Antsirabe ny faran’ny herinandro teo ny asam-pifohazana lehibe.
Hamaky ny tohinyMankasitraka ny fanovana an’ireo minisitra sasantsasany natao teo anivon’ny governemanta Mahafaly
Hamaky ny tohinyFikambanana iray efa mijoro ara-panjakana ary nanatanteraka asa maro toy fitetezam-paritra ny fikambanana “Vahaolana Anio sy Rahampitso” (VAR)
Hamaky ny tohinyNiova omaly hariva ny ampahany tamin’ny mpikamban’ny governemanta. Minisitra miisa 3 no nalana tanteraka tamin’ny asany, dia ny minisitry ny raharaham-bahiny Atallah Béatrice nosoloina an’i Henry Rabary-Njaka.
Hamaky ny tohinyNisy eo ireo efa nahafantatra mialoha, tao ireo tsy nino..saingy iny niaraha nahita iny ny fanovana mpikambana teo anivon’ny governemanta.
Hamaky ny tohinyTsy mety mazava amin’ireo mpanara-baovao hatramin’izao ny tena tanjon’ilay vovonana Herin’ny fanovana nanao fihetsiketsehana matetika tato ho ato.
Hamaky ny tohiny