• Talata 22 Aogositra 2017
Politique.Fandravana ny zandarimariam-pirenena Tsipahin’ny CRAM

Naneho hevitra momba ny toe-javatra maro eto amin’ny firenena ny CRAM (Cercle de Refléxion pour l’Avénir de Madagascar).

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Aogositra 2017
Politique.Hetsiky ny mpanohitra Ho avy ny fisamborana

Hentitra ny avy ao amin’ny prefektioran’Antananarivo renivohitra fa tsy mahazo manao ilay fihetsiketsehana nokasaina hotanterahana ao amin’ny kianja mitafon’i Mahamasina ny Herin’ny Fanovana tarihan’i Doudou satria ahiana hiitatra amina fidinana an-dalambe izany;

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Aogositra 2017
Politique.Antoko Tiako I Madagasikara

Mihetsiketsika ny any Manjakandriana Velona sy miaina ny Tiako i Madagasikara manerana an’i Madagasikara, ary mipetraka hatrany anaty fokontany ny rafitry ny antoko. Ohatra iray azo tsapain-tanana ny rantsan’ny Antoko any amin’ny Kaominina Ambohidratrimo an’Ala,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 21 Aogositra 2017
Politique.Fivorian’ny SADC tany Afrika Atsimo Nampanantena fifidianana mangarahara ny praiminisitra

Tontosa tany Pretoria Afrika Atsimo, tao amin’ny tao amin’ny trano lehibe fanaovana fivoriana goavana O.R Tambo

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 21 Aogositra 2017
Politique.Voahangy Rajaonarimampianina Manana olana manokana amin’ny FJKM ?

Samy nahatsikaritra ny rehetra fa nandeha irery tsy nombam-bady indray ny filoham-pirenena tany Antsiranana nanomboka ny sabotsy lasa teo, satria tsy niaraka taminy Rtoa Voahangy Rajaonarimampianina vadiny.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 19 Aogositra 2017
Politique.Foloalindahy Malagasy Ataon-dRajao kilalao politika

Lasa fihomehezana tany Antsiranana sy fanalana azy tao anaty tambajotran-tserasera facebook manerana ny nosy omaly hariva ny fahitana ny filoha Hery Rajaonarimampianina nanao “tenue de combat” tonga tany Antsiranana.

Hamaky ny tohiny
FTT