• Sabotsy 26 Aogositra 2017
Politique.Fiarahamonim-pirenena Maniry ny hampian’ny fitondrana

Nosokafana tetsy amin’ny esplanade Analakely ny alakamisy 24 aogositra ny andro iraisam-pirenena ho an’ny fiarahamonim-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 26 Aogositra 2017
Politique.Kaominina Ivato Voatendry ny sefom-pokontany vaovao ao Mandrosoa

Voatendry ny sefom-pokontany vaovao ao Mandrosoa, kaominina Ivato.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 25 Aogositra 2017
Politique.Filoha sy Praiminisitra Mandany andro mifanipy hoditr’akondro

Mampahatsiahy ny zava-nitranga tamin’ny governemanta Jean Ravelonarivo ny zava-misy ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Aogositra 2017
Politique.Governemanta Misy minisitra eny Anosy hoesorina ?

Tsy nisy tahaka ny mahazatra ny filankevitry ny minisitra omaly alarobia. Nangina ny teny amin’ny lapam-panjakana Iavoloha ary tsy naharay tatitra anaty mailaka ny mpanao gazety.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Aogositra 2017
Politique.Fifidianana 2018 Efa fantatra ny ho mpandresy

Tsy mbola misy antoka mazava amin’ny hisian’ny fifidianana mangarahara sy malalaka eto amin’ny firenena amin’ny taona 2018.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Aogositra 2017
Politique.Radanoara Julien “Mampanahy ny fifidianana amin’ny 2018”

Mampanahy sy tsy ananan’ny maro fanantenana ny hisian’ny fifidianana mangarahara eto amintsika amin’ny taona 2018.

Hamaky ny tohiny
FTT