Politique

Fiarahamonim-pirenena Maniry ny hampian’ny fitondrana


  • Sabotsy 26 Aogositra 2017

Nosokafana tetsy amin’ny esplanade Analakely ny alakamisy 24 aogositra ny andro iraisam-pirenena ho an’ny fiarahamonim-pirenena.

 An-jatony mahery ireo fikambanana mivondrona ao no nampiranty ny maha izy azy ireo teny an-toerana. Araka ny nambaran-dry zareo avy eo anivon’ny hetsika Rohy izay mampivondrona fiarahamonim-pirenena maro dia anisan’ny mandray anjara betsaka amin’ny ady ho amin’ny fametrahana fanjakana tsara tantana eto amin’ny firenena ny fiarahamonim-pirenena. Imasoan’izy ireo hahatongavana amin’izany, raha ny fanazavana, ny ady amin’ny kolikoly sy ny fametrahana ny mangarahara eo amin’ny fitantanana ary ny fametrahana paikady hahatonga ny fifidianana ho avy tsy hiteraka korontana intsony. Tokony hisy, hoy izy ireo, ny tetibolam-panjakana manokana anefa hanampiana azy ireo.

J. Mirija

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien Aimé
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

Hijery ny tohiny
FTT