• Alarobia 06 Septambra 2017
Politique.2018 : Mailhol sy Mme Shabberah Hisy ho tapaka lalandra

“Hapetraka eo amin’ny fitondrana amin’ny alalan’ny fifidianana aho”, hoy Pastera Mailhol, “Vehivavy no ho filoha manaraka eo”, hoy indray kosa i Mme Shabberah.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Septambra 2017
Politique.Fiarahamonina Malagasy Tsy manana kolontsaina politika

Manomboka mibahan-toerana eto amin’ny firenena amin’izao herintaona mialoha ny fifidianana izao ny fanehoan-kevitra politika isan-karazany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Septambra 2017
Politique.Fahaleovantenan’ny CENI Mbola manalasala

Nivory niaraka tamin’ny komitim-pikarakarana fifidianana eo anivon’ny SACEM na ilay tohana ho an’ny fampandehanana ny fifidianana eto amintsika teny amin’ny biraony eny Alarobia, omaly talata 5 septambra,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Septambra 2017
Politique.Victor Manantsoa Tsy tokony hirosoana ny fifidianana

Tsy tokony hiroso amin’ny fifidianana isika raha toa ka mbola ho toy ny endri-pifidianana hatramin’izay no hiseho amin’ny taona 2018, hoy ny minisitry ny fampianarana teknika teo aloha, Manantsoa Victor.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Septambra 2017
Politique.Fomba nananganana ny CFM Vara-datsaka ny fanakianan’ny CRAM

Amin’ny fomba ahoana no hilazana fa mahaleotena ireo olona afaka tamin’ny fanadinana am-bava momba ny “taranja fampihavanana Malagasy” ireo ?

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Septambra 2017
Politique.Antsojay sy sakantsakana Mampitandrina Ravalomanana

“Ho avy ny fifidianana, ka izay iray tian’ny olona eo”, hoy i Marc Ravalomanana manoloana ny sotasota ataon’ny fanjakana HVM aminy.

Hamaky ny tohiny
FTT