Politique

Fifidianana filohan’ny CFM Tsara toerana Rabe Landry sy i Maka Alphonse


  • Talata 19 Septambra 2017

Amin’ireo mpikambana CFM na Conseil du Fampihavanana Malagasy vao avy nanao fianianana ny alarobia 13 septambra 2017 lasa teo toa an-dry Mangalaza Eugène,

  Charles Rabemananjara, Jean Jacques Rasolondraibe, Mme Rasoamaniry, Père Serge sy Rabe Landry ary Maka Alphonse dia ireto roa farany no anisan’ireo tsara toerana indrindra hitantana izany rafitra izany amin’ny tsy maha-politisianina azy sy tsy voarohirohy amin’ny krizy nisy teto amin’ny firenena. Tsara toerana hitana ny filoha lefitra kosa ry Latimer Rangers (Toliara), Jean (DIANA), Razaka Oliva sy Mampisanjy (Tanà), Mme Ghalissam Hasmina (Atsinanana), Honoré Raotosona sy Pasteur Ranaivoson ary Rakotoarison (Fianarantsoa), Boanoro sy Shakra ary  Zalifa sy Virginie (Mahajanga). Mety ho mpapakateny kosa i Mme Valisoa. Miankina amin’ny kajikajy mety hisy araka ny voalaza anefa izany.

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien Aimé
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

Hijery ny tohiny
FTT