Politique

Loholona Lylison Mbola misitraka hatrany ny tombontsoany


  • Alarobia 18 Oktobra 2017

Fivoriana ara-potoana faha-4 teo anivon’ny antenimierandoholona tsy natrehin’ny loholona Lylison René de Roland ny nosokafana tamin’ny fomba ofisialy omaly.

Nangingina ny resaka, volana maro izay ary efa ho 1 taona atsy ho atsy. Na ny loholona Kolo Roger nanontaniana ny momba azy omaly aza nametra-panontaniana hoe aiza izy ankehitriny ? Efa nisy ny didim-pitsarana mikasika azy iny saingy tsy ho avy aty aminay mihitsy no afaka manenjika azy. Misy ny antsoina hoe firaisankinan’ny samy loholona, ka tsy anjaranay ny manenjika ny loholona Lylison fa anjaran’ny lalàna raha misy hadisoana nataony, hoy izy. Tsy misy voakasika hatreto moa ny tokony ho tombontsoa noraisin’ity loholona tsy hita popoka ity, raha ny fanazavana hatrany.

J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien Aimé
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

Hijery ny tohiny
FTT