• Alakamisy 26 Oktobra 2017
Politique.Antenimieram-pirenena Tsy mbola eny Tsimbazaza ny lalàna hifehy ny tetibola 2018

Lany omaly, nandritra ny fivoriana itambarambe, teo anivon’ny Lapan’i Tsimbazaza, ny volavolam-pandaharam-potoana iasan’ny Antenimieram-pirenena manomboka ny 25 oktobra 2017 ka hatramin’ny 27 novambra 2017.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Oktobra 2017
Politique.Antenimieram-pirenena Tsimbazaza Nampiaka-peo ny ankamaroan’ireo depiote

Nisy fanamarihana manokana mikasika ny toe-draharaham-pirenena ankehitriny nifanaovan’ireo depiote tonga nivory teny Tsimbazaza omaly

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Oktobra 2017
Politique.Nisahotaka ny vahoakan’Ambohimanarina Soloina olon’ny HVM ny sefom-pokontany

Mitohy hatrany ny kajy maloton’ny fanjakana HVM mba hanamorana ny fitazonam-pahefana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Oktobra 2017
Politique.Arivonimamo renivohitra Hahazo fotodrafitrasa sahaza azy

Lalana mirefy 3,7km eo an-tampon-tanànan'Arivonimamo no nasiam-panarenana, toy izany koa ny kianja lehibe fanaovana fanatanjahantena ao an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Oktobra 2017
Politique.Tsy mahavaha olana ny mpitondra Tsy afaka hiandry 2018 isika, hoy ny CRAM

Raha niroso tamin’ny « Loabary nasionaly ho fanorenana ifotony sy ho fanarenana an’i Madagasikara» isika Malagasy dia azo natao tsara ny nisoroka ny pesta izay misy isan-taona, mba efa lasa biometrika ny lisi-pifidianana,…

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Oktobra 2017
Politique.Fivoriana teny amin’ny antenimierandoholona Nokorontanin’ny parlemantera HVM

Araka ny fanazavan’ny loholona avy eo anivon’ny antoko Tiako i Madagasikara, Fernand Jeannot

Hamaky ny tohiny
FTT