Politique

TIM fototra Boriboriintany I Nandray ny toromarika avy amin’ny filohan’ny TIM koa


  • Zoma 01 Desambra 2017

Nandray ny toromarika avy amin’ny filoha nasionalin’ny antoko Tiako i Madagasikara, Marc Ravalomanana, ny tokony hijerena ny lisi-pifidianana eny anivon’ny fokontany misy azy koa ireo mpikambana fototra TIM ao amin’ny boriborintany I nanatanteraka

  fitsangantsanganana niraisana teny amin’ny Capucin Imerinkasinina ny faran’ny herinandro lasa teo rehefa nahazo  tolo-tanana avy tamin’Atoa Rakotomamonjy Philippe mpandraharaha ao amin’ity boriborintany ity. Namerina ny hery nananan’ny TIM ao amin’ity boriborintany ity ny fihaonana teny Imerinkasinina ary namelom-bolo ny rehetra amin’izao ankatoky ny fifidianana ho filoham-pirenena amin’ny taona 2018 izao amin’ny fanohanana an’i Dada hitondra indray ny fitondrana.

 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien Aimé
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

Hijery ny tohiny
FTT