Politique

Ligy rezionalin’ny Tsipy kanetibe Atsinanana Raikitra indray ny « Tournoi de Litchis »


  • Sabotsy 09 Desambra 2017

Taorian’ny « Tournoi Boss sy Elite » notontosain’ny klioba FAM Ambohipo tetsy Mahamasina tamin’ny faran’ny herinandro lasa teo dia hetsika « doublette hommes Elite sy Boss »

  hafa indray no karakarain’ny ligin’ny tsipy kanetibe Atsinanana ao amin’ny « boulodrôme » Place Bien-Aimé Ampasimazava Toamasina manomboka anio sabotsy 9 desambra ka hifarana rahampitso 10 desambra 2017 dia ny « Tournoi de Litchis » andiany faha-9 raha andiany 1 kosa eo ambany fitantanan’ny filohan’ny ligin’ny tsipy kanetibe Atsinanana, Atoa Rivo. Hifanaretsaka tokoa any Toamasina satria nanambara ny hiavian’izy ireo handray anjara amin’ny hetsika avokoa ireo kalaza eo amin’ity taranja ity ankehitriny dia ireo tompondakan’i Madagasikara sy Afrika ary hatramin’ireo tompondaka eran-tany. Raha 100.000 ar no haloa amin’ny fandraisana anjara dia tapakila 2 mandroso sy miverina Tanà-La Réunion-Tanà na lelavola 3.000.000 ariary no hatolotra izay ho voalohany amin’ity hetsika ity, 1.000.000 ariary kosa ho an’ny laharana faharoa, 500.000 ariary ho an’ny mitana ny laharana fahatelo ary hotolorana « filtre à eau » tsirairay avy kosa ny mitana ny laharana faha-4.

 


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien Aimé
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

Hijery ny tohiny
FTT