- Alakamisy 21 Desambra 2017
Politique.Andriamampianina Mitavozavoza loatra ny mpitondra
Mampiteny ny moana ny fahantram-bahoaka eto Madagasikara na dia ambaran’ny mpitondra sy ny mpamatsy vola aza fa nidina ny tahan’ny fahantrana, izay mifanohitra tanteraka amin’ny zava-misy.
Hamaky ny tohiny
