- Alakamisy 21 Desambra 2017
Politique.Olon’i Afrika 2017 Lohalaharana i Dada
Filoham-panjakana miisa enina aty Afrika sy mpanao politika, mpandraharaha, mpanao fanatanjahantena fantadaza maro no tafiditra ao anatin’ny fifaninanana karakarain’ny gazety boky afrikanina African Leadership Magazine ary hahazoana amboara sy anaram-boninahitra ho “Olon’i Afrika 2017” na “African of the year 2017”, izay ahitana sokajy maromaro.
Hamaky ny tohiny
