Politique

Vondrona MAPAR Tsy manaiky ny hikitihana ny lalàmpanorenana


  • Alarobia 27 Desambra 2017

Fantatra fa niezaka nampiantso an’ireo lohandohan’ny mpisorona mitarika ny vondrona antoko politika MAPAR teny amin’ny lapam-panjakana Mahazoarivo ny faramparan’ny herinandro lasa teo ny praiminisitra lehiben’ny governemanta Malagasy am-perinasa

Solonandrasana Mahafaly Olivier ka nihevitra ny handresy lahatra azy ireo ny amin’ny tokony haneken’izy ireo ny fikitihana ny lalàmpanorenana Malagasy misy sy iainana ankehitriny, indrindra ny mikasika ny andininy faha-47. Niala maina anefa, araka ny fantatra, ingahy praiminisitra fa niziriziry amin’ny fandavana hatramin’ny farany ny hikitikitihana an’io lalàmpanorenan’ny Repoblika faha-4 io ry zareo MAPAR mialoha ny hanatanterahana ny fifidianana amin’ny 2018. Dia miandry izay hafitsoky ny fitondrana ny rehetra fa malaza mpanao kopisoroka amin’ny fanapahan-kevitra mantsy ry zareo ireto.

 

Ntsoavina Evariste

 


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien Aimé
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

Hijery ny tohiny
FTT