Politique

Guy Rivo Randrianarisoa “Ny famoahana ny datim-pifidianana izao no mahamaika”


  • Alarobia 10 Janoary 2018

Raha nanontaniana amin’izay mety hiverenan’ireo depiote hiatrika ny fivoriana tsy ara-potoana handinihana ny lalàm-pifidianana hifehy an’ireo fifidianana hotanterahina amin’ity taona 2018 ity ny Kestora faha-3 an’ny Antenimieram-pirenena, ny depiote Guy Rivo Andrianarisoa omaly,

 

 dia nanambara mazava fa ny mahamaika ny olona rehetra izao dia ny famoahan’ny fitondram-panjakana ny datim-pifidianana ho filoham-pirenena ho avy fa tsy izany fandinihana ny lalàm-pifidianana izany. Tsiahivina, hoy izy, fa ny fifidianana natao teo aloha dia vitan’ny fifanarahan’ny rehetra ny fanatanterahana azy ka heveriko fa handany andro indray ny fandinihana an’izany ankehitriny.

 

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien Aimé
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

Hijery ny tohiny
FTT