• Talata 16 Janoary 2018
Politique.Fokontany Anosizato atsinanana II Nitombo ireo nisoratra anarana anaty lisi-pifidianana

Nitombo isa ireo olona voasoratra anarana anaty lisi-pifidianana ho an’ny fokontany Anosizato Atsinanana II,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Janoary 2018
Politique.Didier Ratsiraka “Hisy korontana eto raha atao ny fifidianana”

Natao teny Faravohitra ny faran’ny herinandro teo ny fiarahabana ny filoha mpanorina ny antoko AREMA, ny Amiraly Didier Ratsiraka.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Janoary 2018
Politique.Ravalomanana tany Frantsa « Mendrika ny ho sambatra ny Malagasy »

Nazava ny toromariky ny filoham-pirenena teo aloha Marc Ravalomanana tamin’ny fifampiarahabana sy ny fifanakalozan-kevitra tamin’ny mpanohana rehetra tany Frantsa sy Eoropa natao tao Savigny ny sabotsy 13 janoary teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Janoary 2018
Politique.Depiote Félix Randriamandimbisoa “Tsy misy atahorana ny fanenjehana ny filoha Ravalomanana”

Tsy misy atahorana ny fanenjehana ny filoha Marc Ravalomanana, hoy Randriamandimbisoa Felix, solombavambahoaka voafidy tao amin’ny boriborintany fahefatra sady filohan’ny vondrona parlematera TIM eny anivon’ny antenimieram-pirenena na dia nandeha aza ny fandrahonana ny amin’ny hisamborana azy ny herinandro lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Janoary 2018
Politique.Dr Jean Louis Robinson Diso manjaka loatra ny tsy fanarahan-dalàna

Nivoaka tamin’ny fahanginany ny dokotera Jean Louis Robinson, kandida filoham-pirenena teo aloha sady ben’ny tanàna any amin’ny kaominina ambanivohitra Ampasikely, faritra Alaotra Mangoro

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Janoary 2018
Politique.TIM Boriborintany faha-4 Vonona hiatrika ny fifidianana

Nifampiarahaba nahatratra ny taona vaovao 2018 ny sabotsy teo ireo mpikambana eo anivon’ny antoko Tiako I Madagasikara ao anatin’ny Boriborintany fahefatra. Tetsy amin’ny kianja mitafon’i Mahamasina no nanatanterahana izany, notarihin’ny solombavambahoaka Randriamandimbisoa Felix.

Hamaky ny tohiny
FTT