• Alakamisy 18 Janoary 2018
Politique.Vazaha mpiray afera amin’ny HVM Vaky koa ny afera Ciro Visone

Mivoaka ny resaka kimaizimaizina momba ny dian’ny delegasionina Malagasy notarihin’ny filoham-pirenena tany Italie ny volana oktobra 2017.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Janoary 2018
Politique.Filan-kevitry ny fampihavanana malagasy Tsy te hiresaka Ravalomanana

Hidina ifotony izahay eto anivon’ny komisionin’ny fahamarinana sy famelana ary fifamelana (vérité, pardon et amnistie) ato anatin’ny filan-kevitry ny fampihavanana malagasy na CFM, hoy izy ireo tetsy amin’ny biraony etsy Ampefiloha.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Janoary 2018
Politique.Tomban’ezaka momba ny lisi-pifidianana 9 500 000 no voasoratra anarana

Nitarika fivoriana teny Mahazoarivo ny praiminisitra lehiben’ny governemanta, Mahafaly Solonandrasana Olivier, mahakasika ny tomban’ezaka vita amin’ny fanatsarana ny lisi-pifidianana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Janoary 2018
Politique.Fiarahamonim-pirenena Handrakotra ny biraom-pifidianana rehetra

Tontosa omaly tetsy amin’ny foiben’ny vaomiera mahaleotena misahana ny fifidianana na ny CENI etsy Nanisana ny fifanaovan-tsoniam-piaraha-miasa eo anivon’ity vaomiera ity sy ny fivondronan’ireo fiarahamonim-pirenena na ny Rohy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Janoary 2018
Politique.Hery Rajaonarimampianina Inona marina no tena anton-diany tany amin’ny faritra Zafimaniry ?

Manomboka mahalasa eritreritra ankehitriny ny antony marina nanosika ny filoha Hery Rajaonarimampianina hitsidika an’Ambohimitombo, renivohitry ny faritra Zafimaniry tamin’ny fiandohan’ity herinandro ity. Nihaona mivantana tamin’ny vahoaka izy,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Janoary 2018
Politique.Raharaha Houcine Arfa Mikorapaka ny fanjakana, tsy taitra ny Frantsay

Afa-baraka tanteraka ny fanjakana Malagasy, tarihin-dRajaonarimampianiana tamin’ilay ampamoaka goavana nataon’i Houcine Arfa, nilazany fa nanome 70 000 euros ho an’ny minisitry ny fitsarana izy ary 30 000 euros hafa ho an’ny “procureur” ho saran’ny fanafahana azy.

Hamaky ny tohiny
FTT