• Alarobia 17 Janoary 2018
Politique.Faminganana an-dRavalomanana Niainga tany amin’ny kaominina mankany amin’ny boriborintany

Efa tamin’ny taona 2017 no niharan’ny antsojay hatrany ireo mpanara-dia ny antoko Tiako i Madagasikara sy ny filoha mpanorina azy, Marc Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Janoary 2018
Politique.Jeneraly Béni Xavier sy Ralala Roger Samy tsara toerana ho praiminisitra

Anarana jeneraly roa no re fa mety hisafidianana izay olona hapetraka eo amin’ny toeran’ny praiminisitra hisolo an’i Mahafaly Solonandrasana Olivier amin’izao fotoana dia ny minisitry ny fiarovam-pirenena Rasolofonirina Béni Xavier sy ny Sekretera jeneralin’ny fiadidian’ny Repoblika Ralala Roger.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Janoary 2018
Politique.Korontana eto amin’ny firenena Velon’ahiahy ihany koa ny CFM

Namoaka fanambarana tetsy amin’ny biraony etsy Ampefiloha omaly ny avy eo anivon’ny Filankevitry ny Fampihavanana Malagasy na ny CFM, tarihin’ny filohany Maka Alphonse.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Janoary 2018
Politique.Fifidianana 2018 Tsy vonon-kirotsaka Rajoelina…

Efatra taona izay no nialan’ny filohan’ny tetezamita teo aloha Andry Rajoelina teo amin’ny fitondrana. Taloha sy taoriana kelin’ny nitsipahan’ny HVM azy no somary nafana fo tamin’ny resaka politika. Nangina sy tsy hita firy avy eo,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Janoary 2018
Politique.Filohan’ny CENI Hifampidinika amin’ny mpanao politika

Feno ny fandaharam-potoan’ny Vaomieram-pirenena misahana ny fifidianana na ny CENI amin’ity herinandro ity, hikatsahana hatrany ny fomba rehetra hahatomombana ny fikarakarana ny fifidianana. Anisan’ny hivoitra ny fihaonan’ny filohan’ny CENI Hery Rakotomanana mivantana amin’ireo lehiben’ny antoko politika sy ireo mpanao politika mandritra ny 3

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Janoary 2018
Politique.Asandratro ny tanindrazako Fitsarana tsy mahefa no nitsara an-dRavalomanana

Nanamafy ny avy eo anivon’ny antoko Asandratro ny tanindrazako, tamin’ny alalan’ny filohany Andrianina Rajoharison, fa fitsarana tsy mahefa no nitsara ny filoha Ravalomanana tamin’ny fotoan’androny.

Hamaky ny tohiny
FTT