• Zoma 19 Janoary 2018
Politique.Rajao sy Mahafaly Rava ny tsena

Sanganehana ny mpanara-baovao omaly, noho ny tsy fahitana ny praiminisitra Mahafaly Solonandrasana Olivier nandritra ny fitokanana ny tranon’ny minisiteran’ny Indostria teny Anosy omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Janoary 2018
Politique.Lalàna iatrehana ny fifidianana Mbola maloto daholo, hoy ny Teza

Mbola manana herintaona ny fitondrana ankehitriny, hoy ny filoha nasionalin’ny antoko politika Teza, Jean Louis Rakotoamboa, hidirana ao anatin’ny antsoina hoe “Cadre legal” amin’ny lafiny rehetra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Janoary 2018
Politique.Rivo Rakotovao Tsy atokisan’ny filoha intsony…

Misalasala tanteraka ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina amin’ny fandaminana ny politikany sy ny fiomanany amin’ny fifidianana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Janoary 2018
Politique.Fanodinkodinana ny saim-bahoaka

``Miala any e, miala any ry be ... Sinema``. Niteraka resabe teny anivon ny fiarahamonina ka anisan`ny tena nanamarika ny mpanara-baovao ilay resaka ``Kolikoly avo lenta`` nahavoarohirohy tompon`andraikitra ambony maro eo anivon`ny fitondrana mahakasika an`i Houcine Arfa,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Janoary 2018
Politique.Ravalomanana sy Rajoelina Nihaona tany Frantsa ?

Asa na fifanandrifian-javatra fa samy tany Fratsa ny filoham-pirenena teo aloha Marc Ravalomanana sy ny filohan’ny tetezamita teo aloha Andry Rajoelina ny herinandro lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Janoary 2018
Politique.Nahemotra ny fanadinam-panjakana Hihemotra koa ny fifidianana 2018…

Sanganehana ny rehetra nandre ny vaovao amin’ny hanemorana ny fanadinam-panjakana eto amintsika amin’ity taom-pianarana ity. Raha ny tetiandro napetraka tany am-boalohany dia toy izao :

Hamaky ny tohiny
FTT