- Alatsinainy 22 Janoary 2018
Politique.Madagasikara Mizotra mankany amin’ny tetezamita
Mena ny tondro eto Madagasikara noho ny fahapotehan’ny toekarena miteraka ny korontana ara-tsosialy, ny tsy fandriampahalemana eo amin’ny firenena manontolo ary fahaverezan’ny soatoavina.
Hamaky ny tohiny