- Alakamisy 25 Janoary 2018
Politique.Mpitandro ny filaminana Malagasy Terena hamotika an-dRavalomanana
Ataon-dRajaonarimampianina sy ny HVM fitaovana hamotehana an’i Marc Ravalomanana ny mpitandro ny filaminana. Na aiza na aiza alehan’ity farany, misy hatrany ny gafy sy ny antsojay ary tena niha mafy mihitsy tamin’ity herinandro ity. Nopotehina hatramin’ny fitaovana fanamafisam-peo tao Tolagnaro ny alatsinainy teo.
Hamaky ny tohiny
