- Alatsinainy 29 Janoary 2018
Politique.Fitondrana Rajaonarimampianina Fihemorana mirindra, hoy ny SSM
Mbola manohy ny fitakiany hatrany manoloana ireo tsy rariny mianjady amin’ny mpiasa Malagasy ny randrambaon’ny sendikan’ny mpiasa eto Madagasikara na ny SSM, raha ny fanazavan’ny sekretera jeneraliny, Jean Raymond Rakotoniasy, tao amina fahitalavitra tsy miankina 1 ny alin’ny sabotsy teo.
Hamaky ny tohiny