• Zoma 26 Janoary 2018
Politique.Andry Rajoelina Manara-dia an-dRavalomanana

Hamory ireo Malagasy mpanara-dia azy mila ravinahitra any Frantsa miaraka amina olona ambony mpiara-miombon’antoka aminy i Andry Rajoelina anio zoma 26 janoary 2018. Efa nilaza ny tenany fa nandalim-pahaizana sy nihaona tamina karazan’olona isan-karazany mba hitadiavam-bahaolana ho an’ny firenena, hono.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 26 Janoary 2018
Politique.Constant Raveloson « Aoka tsy haverina eto ny 1972 »

Nitafa tamin’ny mpanao gazety omaly alakamisy25 janoary 2018 ny filohan’ny KMMR (Komity Manohana an’i Marc Ravalomanana) Atoa Raveloson Constant. Anisan’ny noresahany ny momba ny raharaham-pirenena eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 26 Janoary 2018
Politique.Rajaonarimampianina « Mila mampiseho ohatra tsara ny mpitondra »

Nilaza ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina fa te hiroso lalina kokoa amin’ny fampandrosoana an’i Madagasikara rehefa avy nanatsara ny fitantanana sy nametraka ny fahamarinan-toeran’ny rafi-panjakana misy eto.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 26 Janoary 2018
Politique.Fiatrehana ny fifidianana Manana adidy lehibe ny mpiara-belona, hoy ny HOPE

Nanatanteraka loabary an-dasy tetsy amin’ny ivontoerana American Center Tanjombato indray, omaly ny fikambanana Hetsika Olom-Pirenena Entanina (HOPE). Anisan’ny nivoitra tamin’izany ny fampahafantarana ny olom-pirenena tsy ankanavaka ny adidy miandry azy ireny mialoha ny hiatrehana ny fifidianana ho filoham-pirenena izay hotontosaina amin’ity taona 2018 ity, tsy nandoavam-bola fa maimaimpoana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 26 Janoary 2018
Politique.Solombavambahoaka Malagasy Tsy mba mijery lavitra

Miady mafy ny hantsoina ho “solombavambahoakan’i Madagasikara” voafidy tatsy na taroa ny depiote eto amintsika. Rehefa mandeha anefa ny fihaonana amin’ny governemanta na ny mitovitovy amin’izany, dia mandeha ny hoe: “ny any aminay tahaka izao sy izao”, ka rehefa tsy izay “ny anay sy ny any aminay” izay, dia tsy misy mpiraharaha firy ny zavatra atao.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Janoary 2018
Politique.Fitondrana HVM Afabaraka tanteraka eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena

Tsy maharototra ny mpanara-baovao loatra intsony ny fanazavana nomen’ny minisitry ny fitsarana, Rasolo Elise Alexandrine, mikasika ny valin-teniny ny alahady teo momba ny fiampangan’ilay teratany frantsay nandositra ho nanao kolikolina 70.000 Euros taminy.

Hamaky ny tohiny
FTT