• Alarobia 31 Janoary 2018
Politique.Fifidianana filoha sy depiote Hosakanana ireo kandida tsy miankina ?

Kotrehina tsy havela hirotsaka ireo kandida mahaleotena amin’ny fifidianana ho avy eo na amin’ny fifidianana filoham-pirenena io na ny solombavambahoaka. Azo adika avy hatrany ho fanilihana sy famerezan-jo ny olom-pirenena te hirotsa-kofidiana izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 31 Janoary 2018
Politique.Antoko PSD "Olon-kafa mahomby no hofidian’ny vahoaka eo"

Nitondra ny heviny manoloana ireny vina Fisandratan’i Madagasikara 2030 nambaran’ny filoham-pirenena ireny ny avy amin’ny antoko PSD tarihan’ny filohany, Bezaza Eliane.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 31 Janoary 2018
Politique.Governemanta Soloina ny Praiminisitra, minisitra 10 hoesorina…

Resabe omaly tontolo ny fanoloana praiminisitra sy fanovana mpikambana ao amin’ny governemanta na dia milaza ho tsy mbola mahalala ny momba izany mihitsy aza ireo mpanolotsain’ny praiminisitra sasany nanontaniana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 31 Janoary 2018
Politique.Tsy hita noanoa ny haren’i Madagasikara Misisika manohana kandida ny vahiny

Antomotra ny fifidianana ary manomboka misongadina ireo kandida lehibe sy ny mpanosika ao an-damosiny. Miasa be ny tontolon’ny “géo-politique” na ny fidirana an-tsehatry ny firenen-dehibe sy ny fampiasany ilay heverina ho fahefana politika ananany amina firenena iray.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Janoary 2018
Politique.Olga Vaomalala, vadin’i Alain Ramaroson Voatendry ho mpanolotsain’ny filoha

Notendrena ho anisan’ny mpanolotsain’ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina ny minisitry ny mponina sy ny raharaha sosialy tamin’ny andron’ny tetezamita Olga Vaomalala Ramaroson, vadin’i Alain Ramaroson.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Janoary 2018
Politique.Ravalomanana tao Mahitsy sy Ankazobe Makotrokotroka ny fandraisana azy

Taorian’ny tany amin’ny faritra Atsimon’ny Nosy iny, dia tany amin’iny lalàm-pirenena faha-4 iny indray no notsidihin’i Marc Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
FTT