- Alarobia 07 Febroary 2018
Politique.Famotehana nataon-dRajoelina tamin’ny 2009 Taona maro vao ho tafarina ny firenena
07 febroary 2009 – 07 febroary 2018 : Feno 9 taona anio ny nanaovan-dRajoelina sorona olona miisa 37 sy ny nandratrany olona 200 latsaka. Raha tsiahivina kely ny tantara, rehefa avy namotika sy nandoro ny fananam-pirenena sy ny orinasa Malagasy maro ny ekipan’ny TGV ny 26 janoary dia tonga nihani-dapa ny 07 febroary 2009.
Hamaky ny tohiny
