• Alakamisy 01 Febroary 2018
Politique.“Fisandratana 2030” Fandrebirebena saim-bahoaka

Mbola mitana ny sain’ny maro ilay «Fisandratana 2030 », ambara fa vinam-pampandrosoana hoentin’ny filoha ankehitriny Hery Rajaonarimampianina hampisandratra an’i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Febroary 2018
Politique.Miasa ho anao ny fanjakana Minisitera isanisany mivonona amin’ny fifidianana

Mihetsiketsika tampoka ny fitondram-panjakana tato ho ato amin’ny fanarenana sy fanamboarana fotodrafitrasa eto an-drenivohitra toy ny farihin`Anosy,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Febroary 2018
Politique.Ny Rado Rafalimanana Mivoy ny tetikasa « VATOEKA »

Noho ny fahatsapana ny fananan’ny Malagasy manampahaizana maro sy loharanon-karena voajanahary tsy hita noanoa dia nandray andraikitra ny ONG Ny Fanahy Maha Olona fa hikaroka izay ahafahana manome lanja ireo talenta isan-karazany ananan’ireo tanora malagasy,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Febroary 2018
Politique.Fandinihana ny lalàm-pifidianana Hivory tsy ho ela ny parlemanta

Ho avy ato ho ato ny fivoriana tsy ara-potoan’ny antenimieram-pirenena handinihana ny lalàna mifehy ny fifidianana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 31 Janoary 2018
Politique.Marc Ravalomanana Tsy handefasana Emmoreg rehefa eto Antananarivo

Nandeha tamim-pilaminana ny fihaonan’i Marc Ravalomanana tamin’ny vahoaka tany amin’ny toerana nalehany tamin’ity herinandro ity. Nanomboka tany amin’ny lalam-pirenena faha-4 iny teny Mahitsy izany avy eo tany Ankazobe ny alatsinainy teo,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 31 Janoary 2018
Politique.Fampihavanana sy fifidianana Nihaona tamin-dRavalomanana ny CFM

Nihaona tamin’ny filoham-pirenena teo aloha Marc Ravalomanana sy ny mpikatroka maromaro avy amin’ny antoko TIM, izay nahitana ny “Jeune TIM” sy ny parlemantera TIM teny amin’ny trano fonenany teny Faravohitra ny delegasionina avy amin’ny Filankevitry ny Fampihavanana Malagasy na ny CFM, notarihin’ny filohany Maka Alphonse omaly tolakandro.

Hamaky ny tohiny
FTT