- Zoma 09 Febroary 2018
Politique.Paikady politikan’ny fitondrana Terena hitroatra Ravalo…
Potehina ny fananany, gafiana, lazaina fa mpangalatra, hanaovana antsojay i Marc Ravalomanana, saingy tsy dia rototra firy ny amin’izany. Terena hitroatra mihitsy, ka miakatra isan’andro ny lentan’ny famotehana azy amin’ny lafiny rehetra.
Hamaky ny tohiny
