Politique

Kandida ho filoha Tokony hamoaka vina avokoa, hoy ny antoko Maitso


  • Zoma 23 Febroary 2018

Mikorontana ny tontolo politika ankehitriny. Tsy fantatra intsony hoe iza no manohana an’iza, hoy ny filohan’ny antoko politika Maitso, Georget Alexandre, raha naneho ny heviny mikasika ny fahitany ny zava-misy ankehitriny teny amin’ny biraony eny Ambohitsoa omaly.

 Midera ireo efa namoaka ny vinany hanarenana ny firenena ary tokony hanao izany daholo ny rehetra dieny izao, hoy ny tenany, satria lesoka tamin’ny filoha ankehitriny, ohatra, dia efa tonga teo amin’ny fitondrana vao nijery paika. Tsy misy vina ratsy fa teo amin’ny fampiharana azy ireny hatrany no olana satria maro ireo nampanantena paokaty. Ny fampiharana, hoy ny tenany, anefa no tena zava-dehibe.

J. Mirija


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien Aimé
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

Hijery ny tohiny
FTT