• Alarobia 07 Martsa 2018
Politique.Pety Rakotoniaina « Mandainga Rajoelina ! »

Nahoraka ery ny fanambarana ny vinan’i Andry Nirina Rajoelina na ny « Initiative pour l’émergence de Madagascar » tany ivelany ary mbola ireharehan’ny mpomba azy mandraka izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Martsa 2018
Politique.Fanambaran’i Henri Rabary-Njaka Tsy tongatonga ho azy fa ao raha !

Tafidi-kizo indray ny fanjakana HVM taorian’ny nilazan’ny minisitry ny raharaham-bahiny Henry Rabary-Njaka tamin’ny fahitalavitra Frantsay TV5 Monde fa ny 24 novambra izao ny fifidianana filoham-pirenena fihodinana voalohany, ary ny 24 desambra kosa ny fihodinana faharoa.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Martsa 2018
Politique.Leader Fanilo, AVI, MDM, MTS Manohana ny vinan-dRajaonarimampianina

Nitsangana ny vovonana politika ahitana ny Leader Fanilo, AVI, MDM, ary ny MTS, izay nilaza fa vonona hanohana ny vina Fisandratana 2030.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Martsa 2018
Politique.Gilbert Raharizatovo “Marc Ravalomanana no mpandresy”

Vahinin’ny fandaharana “Mandray Vahiny” vokarin’ny fahitalavitra M3TV Mahajanga ny mpamakafaka ara-politika Gilbert Raharizatovo, izay sady mpanao gazety moa no efa avy depiote sy minisitra teo aloha ny faran’ny herinandro teo,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Martsa 2018
Politique.Minisiteran’ny raharaham-bahiny Nidinan’ny praiminisitra ifotony mihitsy

Nidina ifotony teny amin’ny minisiteran’ny raharaham-bahiny, hijery ny fizotran’ny fikarakarana ny fihaonana an-tampony faharoan’ny vondrom-bahoakam-paritra itsinjarampahefana frantsay sy Madagasikara ny praiminisitra,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Martsa 2018
Politique.Mponina ao an-dapa Manomboka be misabaka

Sarotra ny miala amin’ny mahazatra, hoy ny fitenenana izay. Moa va tsy toy ny efa nisy tamin’ireo taom-pifidianana hafa rehetra tany aloha sy fotoam-panjakana akaiky ho rava hatramin’izay ihany no sary hita asehon’ireo mpanao politika eto amintsika !

Hamaky ny tohiny
FTT