• Alakamisy 08 Martsa 2018
Politique.Rajoelina sy ny “IEM” Nangina fa tsy nisy mpanaraka

Tsy hita popoka indray aloha i Andry Rajoelina taorian’ilay fampahafantarana ilay vina antsoina IEM “Initiative d’Emergence pour Madagascar”. Lany bala sy tapi-dalan-kaleha sahady ve ?

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Martsa 2018
Politique.Malagasy 250 000 any ivelany Afaka hifidy amin’izay ve ?

Hifanotofan’ny mpanao politika Malagasy ny fanaovana fanambarana politika lehibe any ampitan-dranomasina. Tany Frantsa no nisantaran-dRajoelina ny fampahafantarana ilay IEM (Initiative d’Emergence pour Madagascar),

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Martsa 2018
Politique.Fanonganam-panjakana 2009 Mamono vahoaka ny tarazony

Tsy fahalalam-pomba, tsy fanajana lehibe, fandikan-dalàna, tsy fanajana rafitra sy antanantohatra, anisan’ny tarazo navelan’ny fanonganam-panjakana nitranga tamin’ny taona 2009 avokoa ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Martsa 2018
Politique.Sotasotaina Ravalomanana Na hanao politika, na hitantana ny Tiko

Orinasa isan’ny matanjaka ary na izao tontolo izao aza miaiky azy ny orinasan’ny filoha mpanorina ny antoko Tiako Madagasikara, Tiko.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Martsa 2018
Politique.Frantsay sy ny vondrona iraisam-pirenena Efa manomana ny kandidany

Atomotra ny fifidianana, ka samy manana ny kajiny ny mpanao politika, ary efa tafiditra ao anatin’izany io resaka gafy sy antsojay ataon’ny fanjakana HVM io.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Martsa 2018
Politique.Fitondrana petatoko Ny olony aza tsy voafehy mainka fa fanjakana

Tsy voafehy intsony ny fanjakana, ary afaka manao izay saim-patany ny mpitondra ambony amin’izao fotoana.

Hamaky ny tohiny
FTT